fp2

2 - ANDRIAMANITRA TELO IZAY IRAY

Andriamanitra dia iray ihany: Ray, Zanaka, Fanahy Masina, fìraisan'ny Persona Telo miara-belona hatrizay hatrizay sy ho mandrakizay. Tsy mety maty Andriamanitra, mahery indrindra, mahafantatra ny zavatra rehetra, ambonin'ny zavatra rehetra, ary eo mandrakariva. Tsy manam-petra Izy ary tsy takatry ny fìsainan'ny olombelona, nefa dia fantatra amin'ny alalan'ny fanambarany ny Tenany.

Manana fahamendrehana mandrakizay hivavahana, hiankohofana, ary hotompoin'ny voary manontolo Izy.

(Deo. 6:4; Mat. 28:19; 2 Kôr. 13:14; Efes. 4:4-6; 1 Pet. 1:2; 1 Tim. 1:17; Apôk. 14:7)

Miverena